Actualités

Fanaovana « service minimum » Mety hampihanaka ny valan’aretina


  • Sabotsy 11 Aprily 2020

Tokony hanaja ny “confinement” izay nolazain’ny filoham-pirenena ny olom-pirenena rehetra, mba tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus, raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra mpahay toekarena iray tsy nitonona anarana.

 

 

Nambarany fa mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana isika amin’izao, ka tokony hanaja ireo fepetra rehetra napetraky ny fitondram-panjakana ny olona. Tsy tokony ho maika hangataka ny “service minimum” eny amin’ny biraom-panjakana isika, hoy izy ka anisan’ireny ohatra ny fanaovana ny permis biometrika. Mahatonga ny fihanaky ny valan’aretina vetivety mantsy ny fitangoron’olona ary tsy ho voafehy., Eo ihany koa ny tsy fanajana mihitsy ilay elanelana 1 metatra. Tsy fantatra intsony izay olona mitondra ny tsimok’aretina satria tsy voatery hisy soritr’aretina na marary fa mety olona mijoro tsara.

Tsirinasolo 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT