Fanamoriana Karting

Hiady ny tompondaka eran-tany i Mboara Razafindratsimba


  • Zoma 06 Septambra 2024

Hanana solontena amin’ny fiadiana izay ho Tompondaka eran-tany eo amin’ny familiana «karting »

i Madagasikara. I Mboara Razafindratsimba hiaro ny voninahi-pirenena any Grande-Bretagne ny 12-15 septambra izao. Vao avy niatrika ny AKC (African Karting Cup) ny volana febroary lasa teo ny tenany, izay nahazo ny laharana faha-6, ka izao tafita hiatrika ny fiadiana ny tombodaka eran-tany. Ao anatin’ny sokajy OK-N miaraka amin’ny ekipa KBK (Kevin Beaumont Karting ), izay sokajy vaovao nampidirin’ny FIA Karting ny taona 2022 ho an’ny tompondakam-pirenena izy no hifaninana.
Toky R
Sary indrana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT