Fanakorontanana fiarahamonina

Tovolahy 6 voasambotra tao Toamasina


  • Alakamisy 22 Febroary 2024

Tovolahy miisa enina no voasambotry ny Polisy tao Toamasina

omaly rehefa nifoka rongony. Naharay angom-baovao tamina olona tsara sitrapo ny Polisy raha tsiahivina mikasika ny fisiana tovolahy maromaro mifoka zava-mahadomelina no sady manan-korontana fiaraha-monina. Nidina avy hatrany teny an-toerana nijery ny zava-misy iretsy voalohany ka tratra ambodiomby izy enin-dahy ireo izay mbola nifoka rongony mihitsy. Mbola tratra teny amin'izy ireo ihany koa ny kojakoja fampiasan'izy ireo toy ny vatohatra, taratasy, sns. Noentina teny amin'ny biraon'ny Polisy ny SUT Toamasina ireo tovolahy enina ireo hoatao fanadihadiana rahampitso Zoma kosa izy ireo no hiakatra fitsarana.
Pati
Legende : Sady manakorontana fiaraha-monina ry zalahy ireto no mampiseho ny fahaizany amin’ny fifohana zava-mahadomelina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT