Actualités

Fanafihana mitam-piadiana Tranombarotra sinoa voaroba 6 tapitrisa Ar


  • Alarobia 16 Jolay 2014

Notafihin’ny jiolahy efa-dahy ny mangazay Sinoa iray ao Bazary Be, omaly tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro

Lasan’izy ireo tamin’izany ny vola 6 tapitrisa Ar. Telo lahy mirongo basy poleta no niditra nandroba, ny iray kosa niandry teo ivelany. Nitsoaka tamin’ny moto scooter ireo jiolahy raha nahavita “opération”. Tsy nisy ny aina nafoy na basy nipoaka, fa tahotra sy tebiteby no betsaka tamin’ireo mpiasa sy ilay Sinoa tompon’ny tranombarotra izay voambana basy. Marihina fa manana mpiambina sivily ity tranombarotra voatafika ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT