Actualités

Fanafihan-dahalo tao SAKARAHA Omby am-polony very, mpanara-dia roa maty


  • Alarobia 13 Aogositra 2014

Andian-dahalo nitondra basy Kalachnikov 6 nandravarava tao amin’ny tanànan’Atsoy any amin’ny kaominina ambanivohitry Mahaboboka Sakaraha ny herinandro teo

Omby ampolony tamin’io tanàna io no lasan’ny malaso. Raikitra ny fanaraha-dia ary nanao izay ho afany ny fokonolona nanenjika ireo olon-dratsy, nefa noho ny hery tsy mitovy dia jamà roa no maty lavon’ny balan’ny dahalo, taorian’ny fifadonana tamin’ireo malaso. Raha ny fampitam-baovao vokatry ny fitarainan’ny olona dia miverina mirongatra indray ny asan-dahalo any amin’iny faritra Atsimo iny, taorian’ny hetsika “coup d’arrêt”.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT