Fanafaran’i Madagasikara friperia

44.400 taonina tao anaty 10 volana


  • Alakamisy 14 Desambra 2023

44.400 taonina ireo friperia nafarana teto Madagasikara nandritry ny 10

volana tamin'ity taona 2023 ity, raha ny tombana voaray farany. Mitentina 261,1 miliara Ariary ny fitambarany. Tamin'ny 3 volana faharoa tamin'ity taona 2023 ity isika no nanafatra friperia betsaka indrindra izay nilanja 19.700 taonina. Nitentina 114,5 miliara Ariary izany, raha ny fampitam-baovao voaray farany hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT