Fanadiovana sy fanarenana an’i Nosy Be Hell Ville

Natomboka tao amin’ny Pont Doick


  • Alakamisy 25 Janoary 2024

Natomboky ny ekipan’ny kaominin’i Nosy be hell ville tao amin'ny Pont Doick nitohy

tao Dzamandzar ny asa fanadiovana sy fanarenana ny tanàna taorian’ny takaitra navelan’ny andro ratsy nandalo tao amin’ity nosy ity, hoy ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana omaly. Nitohy tamin’ny fisokirana ireo tatatra tao amin’ny Bazary kely, Pont cassé Camp Vert, Ampotaka, Cocotiers ka nitohy tao amin'ny Cours de Hell izany. Maro ny toerana dobon-drano ao Nosy be. Isan’ny antony koa ny fanorenana tsy ara-dalàna ary fanomezana alalana amin'ny tany na faritra tsy tokony anaovana fotodrafitrasa. Eo koa ny fanorenana ambonin'ny tatatra sy fanariana fako anaty tatatra, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT