Actualités

Fanadinana CEPE 75% ny taha-pahafahana ho an’Antananarivo-Renivohitra


  • Alatsinainy 27 Jolay 2015

Fanadinana CEPE 75% ny taha-pahafahana ho an’Antananarivo-Renivohitra

 

 

Efa namoaka ny valim-panadinana avy ireo ivon-toerana nanaovana fanadinam-panjakana CEPE  ho an’ireo faritra manodidina an’Antananarivo, ny zoma lasa teo. Nahatratra 75% ireo ankizy afaka tamin’izany, ho an’ny Cisco Avaradrano manokana ohatra. Saika nitovitovy tamin’io valiny io ihany koa ny an’ny Cisco Atsimondrano. Omaly alahady 26 jolay kosa no nivoaka ny valim-panadinana, ho an’Antananarivo-Renivohitra izay tsy nifanalavitra tamin’ny an’ny rehetra fa nahatratra 75% ka hatramin’ny 80% ny taham-pahafahana . Voalaza moa fa noho ny hamaroan’ny mpianatra nanala fanadinana no anton’ity fahatarana kely ity.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT