Actualités

Fanadinana BEPC Hivoaka anio ny voka-panadinana


  • Alakamisy 07 Aogositra 2014

Omaly no nanaovana ny fandinihana ny naoty farany ambany azo ekena fa afa-panadinana amin’ny BEPC na déliberation

. Raha araky ny lalàna dia tokony tsy ho latsaky ny 9/20 izany ary nohezahina notazonina io naoty io raha ny nambaran’ny tompon’andraikitra. Ho an’Antananarivo renivohitra dia manodidina ny 53,54 % ny  taham-pahafahana fanadinana. Tsy nisy ny olana teo amin’ny fitsarana ny taratasim-panadinana raha ny voalaza ihany satria  nisy “logiciel” manokana nampiasaina tamin’ny fitsarana ny naotin’ny ankizy rehetra. Noho izany dia tsy misy ny ahiana amin’ny mety hisian’ny hosoka na fahadisoana amin’ny famoahana ny vokatra. Hivoaka anio moa ny voka-panadinana manerana ny foibem-panadinana rehetra eto Antananarivo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT