Actualités

Fanadinana bakalorea Ny taranja filozofia no hisantaran’izy 156.346 azy anio


  • Alatsinainy 18 Aogositra 2014

Hanomboka anio alatsinainy 18 ka tsy hifarana raha tsy ny alakamisy 21 aogositra ho avy izao ny fanadinana bakalorea amin’ity taom-pianarana 2013-14 ity. Nahatratra 156.346 ireo mpiadina voasoratra anarana manerana an’i Madagasikara ka sokajy ankapobeny ny 146.942 amin’ireo ary mitsinjara amin’ireo foibem-panadinana miisa 252.

Teratany vahiny ny 5 amin’ireo, misy jamba 9 koa amin’ireo mpiadina. Raha ny nambaran’ny tompon’andraikitra dia nahitana fitomboany fito isan-jato ny isan’ireo mpiadina nihoatra ny tamin’ny taon-dasa ka ireo ao amin’ny sokajy A2 no betsaka amin’ireo mpiadina raha toa ka ny ao amin’ny sokajy C no vitsy. Ny taranja filozofia no hisintarana ny fanadinana ny maraina ary ny malagasy ny hariva.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT