Actualités

Fampihorohoroana anaty aterineto Miantso fijoroana vavolombelona ny rafitra Omena


  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020

Ao anatin’ny fampahafantarana ny tetikasa “cyber-empathie” dia manatontosa fanentanana hiadiana amin’ny fampihorohoroana mitranga anaty aterineto ankehitriny na “cyber-harcèlement” ny avy eo anivon’ny rafitra antsoina hoe Omena.

 



 Nanao antso, araka izany, ity rafitra miady amin’ny horohoron-tserasera ity mba hijoro vavolombelona ireo tanora efa niharan’izany fampihorohoroana amin’ny aterineto izany. Ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ireo izay manaiky hanao izay fijoroana vavolombelona izay, hoy ny fanamarihana. Ny rohy http://cutt.ly/Cyber-Empathy-MLG kosa no hahafahana manaraka ireo tororalalana ny amin’ny fanatontosana izay fijoroana vavolombelona izay, hoy hatrany ny fampahafantaran’izy ireo.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT