Actualités

Fampihavanam-pirenena Vonona hanohana an’i Madagasikara i Afrika Atsimo


  • Sabotsy 19 Jolay 2014

Manana ny anjara toerany lehibe nandritra iny krizy teto Madagasikara iny i Afrika Atsimo. Nanambara ny masoivohon’ity firenena ity omaly, Atoa G.J Grobler raha nanontanian’ny mpanao gazety, fa vonona ny hizara ny traikefany ho an’ny firenena malagasy izy ireo mandritra ilay fikaonandoham-pirenena atao ny 21-22 jolay ho avy izao eny Ivato

Notsiahiviny fa anisan’ireo firenena manohana an’i Madagasikara hatrany i Afrika Atsimo tamin’ireo dingana nentina namahana ny krizy politika teto. Momba an’Atoa Marc Ravalomanana dia nilaza izy fa firenena manana ny fiandrianany i  Madagasikara ary efa manana filoha voafidy ara-demokratika, ka anjaran’izay voakasika no mijery. Somary  nanao pi-maso ny mpitondra ankehitriny moa ity  masoivoho ity raha nilaza fa tokony  hataon’ny mpitondra fakantahaka i Nelson Mandela raha namela ireo fahavalony na ara-politika na ara piarahamonina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT