Actualités

Fampielezana vaovao tsy marina 40 ireo raharaha atao fanadihadiana amin’izao


  • Talata 14 Aprily 2020

Nahazo vahana ny fanelezana vaovao tsy marina nanomboka tamin’ny fanombohana ny fihibohana no mankaty.

 

 

 

Raha araka ny vaovao azo teny anivon’ny zandarimariam-pirenena mantsy dia mahatratra 40 isa ny raharaha mandeha mikasika izany ao amin’izy ireo ankehitriny. Voararan’ny lalana anefa ny fanaovana izany hoy ny tompon’andraikitra iray satria samy manakorontana saim-bahoaka no miteraka savorovoro eto amin’ny firenena ihany koa, indrindra ao anatin’izao hamehana ara-pahasalamana izao. Nomarihiny manokana moa fa izay manaparitaka ireny vaovao tsy marina ireny dia mitovy tanteraka amin’ny olona nanao azy ihany noho izany tokony hitandrina. Mitovy ihany koa ny vesatra hanenjehana ny roa tonta raha tratra izy ireo.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT