Actualités

Fampandrosoana ny toekaren’Anosy Hanome fiofanana ny Rio Tinto QMM sy FMFP


  • Alatsinainy 24 Aprily 2023

Nampahafantarina ny zoma lasa teo tao Taolagnaro ny fandaharan’asa fampiofanana ho fampandrosoana ny toekarena anatiny ao amin’ny faritra Anosy sy mba hisian’ny atao hoe asa maharitra ao an-toerana.

Ny orinasam-pifandraisana Rio Tinto QMM sy ny FMFP no tompon’antoka amin’izy io, raha ny fanazavana voaray, ka dia ho laharam-pahamehana ao anatin’izany ny fampiroboroboana ny fahaizana sy tekinika enti-miasa na «ingénierie». Mazava ho azy fa ireo mpiasa sy orinasa mpamatsy na mpiara-miombon’antoka no tena hisitraka ity fampiofanana ity. Hatramin’ny volana jona 2022 no efa tsara volavola izao tetikasa izao ka dia hirariana fa tena hanatsara kokoa ny vokatra sy fomba fiasa eo amin’izay tontolona fitrandrahana izay, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT