Actualités

Famotehana ny faritra arovana Tsy hisy indra-fo ho an’izay tratra


  • Alakamisy 22 Oktobra 2020

Mamerina mampahafantatra izahay eto amin'ny Ministeran'ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (MEDD) fa voararan'ny lalàna ka mampigadra an-tranomaizina ny fanaovana saribao,

 

 

 ny fanapahana hazo, ny fanaovana hatsake, na koa fangadiana volamena na vatosoa, anaty Faritra arovana eto Madagasikara, hoy ny fanambarana nataon’izy ireo eo anatrehan'ny fitombon'ny fanimbana Faritra arovana maro eto Madagasikara. Mitohy ny fanasaziana sy fampanarahan-dalàna ary tsy manisy hantra mihitsy ny MEDD rehefa misy ny tra-tehaka manao izany. Tsy ekenay mihitsy ny famotehana ny Harem-pirenena kely sisa ary tena mahasarotiny tanteraka ny Fitondram-panjakana, hoy ny MEDD.

 Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT