Actualités

Fambolena voninkazo Mikajy ny tontolo iainana


  • Alakamisy 24 Aogositra 2017

Nosokafana omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ny taozavatra etsy Ampefiloha ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny fikambanan’ireo mpitia sy mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny voninkazo na ny Ceinture verte.

 

 Efa mahatratra an-jatony izy ireo, raha ny fanazavana, ary maherin’ny 2.000 ireo karazam-boly amidy sy aranty eny an-toerana hatramin’ny sabotsy izao. Hampianatra ny rehetra hamboly mba hiarovana ny tontolo iainana no tanjona lehibe indrindra apetraka ary afaka mitondra ny anjara biriky ny voninkazo. Ankoatra ny fihenam-bidy toy ny mahazatra dia hisy ihany koa ny fotoana manokana hampianarana ireo izay liana.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT