Actualités

Fambolena sy fiompiana : Maro ireo liana


  • Zoma 22 Janoary 2010

Niantso ireo liana te hirotsaka amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ny Minisitera miandraikitra ity sehatra ity.

Nanomboka tamin’ny Alatsinainy teo no nisokatra ny fampahafantarana, izay zavatra tokony hataon’ny tsirairay tetsy amin’ny Minisiteran’ny fambolena etsy Anosy. Roa andro taty aoriana monja dia efa an’arivony ireo tonga namaly ny antso. Anisan’izany ireo olona very asa teny anivon’ireny orinasa afaka haba ireny.
Efa manomboka izao ny fijerena ny hetahetan’ny olona sy ny zavatra tiany hatao. Avy eo dia manome fiofanana mifanaraka amin’ny asa tiany hatao izy ireo ary hapetraka any amin’ny toerana hahafahany mamokatra. Misy ihany koa ny fanampiana sy ny fanaraha-maso azy ireo. Tsy maintsy misy anefa ny fepetra takiana amin’ilay olona, toy ny fahafehezana tsara ilay asa, olona afaka hipetraka any ambanivohitra …
                                                                                                                                                   RABE.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

  • Politika ao Nosy Be Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manamafy ny fitakiana PDS ny ARMA

  • Valéry Ramonjavelo
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Voatsipaka ny fangatahana

  • LEHILAHY
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

NISY FOFON-TOAKA

  • Nomen’ny ONU
  • Alarobia 23 Septambra 2026

ny hajany i Madagasikara

  • JENERALY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

RAVALOMANANA RICHARD

Hijery ny tohiny
FTT