Actualités

FAMATSIANA HERINARATRA Anisan’ireo tanŕna 80 niharan’ny delestazy ny tao Ambositra


  • Alakamisy 04 Septambra 2014

Tato anatin’ny herinandro izao no niaina tao anatin’ny delestazy vokatry ny olana nateraky ny famatsiana ara-tsolika ny tao Ambositra.

Nanomboka omaly alarobia 03 septambra vao tsy nisy intsony ny delestazy raha niaina izany isaky ny amin’ny 4 ora hatramin’ny 9 ora maraina sy amin’ny 6 ora hariva hatramin’ny 9 ora alina teo aloha. Araka ny nambaran’ny talen’ny Jirama ao Amoron’i Mania, Ramanantsoavina Jafiarison dia mandany solika 3500 - 3750 litatra isan’andro ny tanànan’Ambositra. Tsy maintsy nampihena ny fandaniana ho 2 600 litatra isan’andro anefa izy ireo nandritra ny delestazy. Manantena ny hitohizan’ny famatsiana solika tsy tapaka ny vahoaka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT