Actualités

Famatsian-drano an’Antananarivo Tsy tokony hisy olana intsony


  • Talata 29 Aogositra 2017

Tsy tokony hanana olana eo amin’ny resaka fahazoan-drano fisotro madio intsony hatry ny omaly ireo tambajotra antsinanan’ny Jirama eto Antananarivo,

 izany hoe, iny Ambohimangakely sy ny manodidina ary Andraisoro iny. Tafiditra ao anatin’izany koa ireo faritra iva amin’iny tapany atsimon’Antananarivo iny, raha ny fanazavana voaray, manomboka izao. Efa mamaramparana ny asa mifanandrify amin’izany ankehitriny ny eo anivon’ny Jirama toy ny eny Andohan’i Mandroseza sy Ankadivoribe. Efa misy koa ankehitriny ny fametrahana fotodrafitrasa fanampiny mba tsy hampiasana be loatra intsony ireto ivontoerana famatsian-drano 2 voalaza ireto.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT