Famarinana olona sy fametavetana tovovavy

Maro no efa lasibatry ny vazaha iray sy ny olon-tiany


  • Talata 10 Septambra 2024

Efa maika saina eny Antanimora nanomboka ny Zoma 6 septambra teo ilay teratany vahiny vahiny

iray sy ny olon-tiany mpiray tsikombakomba aminy izay mpanararaotra ara-nofo ny tovovavy Malagasy manana endrika famarinana olona. Ireo tovovavy mbola virjiny raha tsiahivina no tena noadiavin'ity lehilahy tera-tany frantsay ity nanaovana ny filan-dratsiny ka fantatra tamin’izany fa maro ireo tratrany hany ka potika ny fiainany. Io vehivavy sakaizany io no mikaroka sy mandray ireo tovovavy ireo ary mitondra azy ireo eny amin’ny hôpitaly hanaovana fitiliana ara-pahasalamana mihitsy mialohan’ny zava-drehetra. Efa tamin’ny taona 2018 moa no nivezivezy teto Madagasikara ity lehilahy ity noho io asa ratsiny io ihany.Voamarina tao anaty findainy ihany koa ny fisiana horonantsary mamoafady hiarahany amin'ireo tovovavy Malagasy nanamparany izany habibiany izany.
Pati
Legende : Ireto ry zareo mpamotika fiainana tovovavy Malagasy mbola virijiny !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT