Actualités

Famaniana ankalamanjana Fito lahy no voasambotra teny Talatamaty


  • Alatsinainy 24 Jolay 2023

Mbola betsaka ireo olona tsy mety tonga saina amin’ny fanaovana maloto an-kalamanjana eto amintsika.

Na dia efa mazava aza mantsy ireny peta-drindrindra sy soratra vaventy milaza fa tsy azo hanaovana maloto irenyny toerana lalovana dia mbola manao fanahy iniana mitifitra ankalamanjana ihany ny sasany. Ireo lehilahy no tena voakasik’izany ka niroso tamin’ny fisamborana ny zandary avy ao amin’ny vondrontobim-paritra Ambohidratrimo. Olona miisa 7 no indray sarona teny Talatamaty ny faran’ny herinandro teo ka nosamborina. Nanarina izy ireo no saika nasaina nifona tamin’ny alalan’ny taratasy kely nanakona ny masony. Ny fahasalamana no voalohan-karena hoy ireo mpitandro ny filaminana ka rehefa tsy laitran’ny balan’ny fanararana ny sasany dia ny tahaka izao no sahaza azy. Tsiahivina moa fa tsy eny Talatamaty irery no ahitana lehilahy sy vehivavy manao maloto ankalamanjana ohatra an’izany fa manerana ny faritra maro mihitsy ka tokony handraisana fepetra tahaka izao ihany koa.

Pati
Legende : Santionany tamin’izy fitolahy tratra namany ankalamanjana

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT