Actualités

Famahana ny olan’ny oniversite Manjavozavo ny resaky ny minisitra


  • Alakamisy 07 Aogositra 2014

Nisy omaly ny fanambaran’ny minisitry ny fampianarana ambony mahakasika ny olana misy eny anivon’ny Oniversite

. Nolazainy tamin’izany fa efa misy ny vahaolana jerena hiarahana amin’ny tompon’andraikitry ireo oniversite izay voakasika. Hatsangana ny komity mpandrindra ny fahatoniana ara-tsosialy mba hisian’ny filaminana indrindra ho an’ny oniversiten’ny Mahajanga. Manoloana ireo fitakiana ataon’ny mpianatra dia notsiahiviny fa tsy afaka mandray fanapahan-kevitra samy irery ny tenany fa tsy maintsy misy ny fiaraha-midinika. Nampanantena anefa ny tenany fa  hitondra ny olana ho dinihana eo anivon’ny filankevitry ny governemanta. Mahakasika ireo mpianatra any Sina dia nilaza izy fa misy ny fifampiresahana amin’ny governemanta any an-toerana mba hahatonga ireo mpianatra ireo ho hiantohan’ny fanjakana Sinoa.Fehiny dia tsy tena misy vahaolana mazava sy azo tsapain-tanana ary afaka ampiharina ato ho ato momba ity olana isan-taona eny amin’ny oniersite ity; fa mba mety miteny mba hampitoniana ny rehetra fotsiny angamba Rto minisitry ny fampianarana ambony.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT