Fako be misavovona etsy Avaradoha

Hanentsina ny arabe tsy ho ela ihany koa


  • Alarobia 21 Febroary 2024

Hanentsina ny arabe tsy ho ela ihany koa toy ny tetsy Anosipatrana sy ao Andravoahangy,

eo amin’ny Mascar, ny fako be misavovona etsy Avaradoha raha toa ka mbola tsy hisy ny fandraisana andraikitra avy amin’ireo tomponandraiki-panjakana heverina fa natao ho voakasika voalohany indrindra amin’izany. Velon-taraina ireo mponina manodidina. Tsy vitan’izay fa miandrona manodidina eo koa ny rano maloto izay ahiana mafy hitondra aretina isan-karazany. Mbola andrasana hatrany moa hatramin’izao ireo kamiao be voalaza fa hanalana anaty fotoana fohy ireto fako mameno tanàna ireto saingy toy ny miandry an’Ambatobevohoka hatreto.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT