Actualités

Fahitalavitra TVM Nahazo “studio” manara-penitra


  • Sabotsy 16 Mey 2020

Nanokatra “studio” vaovao manaraka ny fenitra ho an’ny fahitalavi-panjakana ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina tarihin-dRamatoa Lalatiana Rakotondrazafy, izay nampahafantarina omaly.

 

Entina handraisana ny fandaharana misy adi-hevitra ity toerana vaovao ity. Io no “studio” fahatelo arifomba natsangana tato anatin'ny herintaona taorinan'ny studio filazana vaovao sy ilay studio 500m² misy “plateau” 5 fandraisana ny fandaharana maraina, raha ny fanazavana. Ankoatra izay dia nisantatra ny “ascenseur” vaovao ihany koa Ramatoa Minisitra rehefa tsy nisy izany nandritra ny taona maro tao amin'ny tranoben'ny ORTM. Harifomba izany ny fitaovana izay tena zava-dehibe, fa ny andraindrain’ny maro dia hisokatra amin’ny ankolafy rehetra amin’ny maha haino aman-jerim-pirenena ny TVM, fa tsy natokana ho an’ny fanjakana ihany satria mila zavatra marolafy ny vahoaka.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT