Actualités

Fahatsiarovana ny 29 martsa Hetsika tamim-pahanginana no natao


  • Alatsinainy 30 Martsa 2020

Noho ny fepetra noraisina amin’ny tsy fahafaha-mivoaka, dia tsy nisy ny famoriam-bahoaka amin’ny fahatsiarovana ny 29 martsa.

 

 

 

Tsy hisy olom-pirenena sivily maro manatrika afa-tsy ny Filoham-pirenena niaraka amin’ny Minisitry ny fiarovam-pirenena, ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena, ny minisitry ny filaminana anatiny, ny Governoran’Analamanga, ny Ben’ny tanànan’Antananarivo,… no niatrika ny fametrahana fehezam-boninkazo tetsy fasan’ny Mahery fo Andrainarivo omaly, izay notarihin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Natao tao anatin’ny fahanginana tanteraka. Na ny mpanao gazety aza nomena toromarika tsy ho avy teny an-toerana, fa ny mpanao gazetin’ny haino aman-jerim-panjakana no nandrakotra ny lanonana tamin’ny ankapobeny. Tsy teto Antananarivo ihany fa saika nangina tanteraka tamin’ny ankampobeny ny fanamarihana ny tolom-panafahana tamin’ny 1947, izay tsaroana manokana isaky ny 29 martsa.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT