Actualités

Fahatsentsenan’ny lakan-drano eny Mahamasina Mangataka fanazavana amin’ny ben’ny tanàna i Rossy


  • Alatsinainy 06 Martsa 2023

Mbola mangataka fanazavana amin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo hatramin’izao ny depioten’ny boriboritany faha 4 sady mpanakanto,

Paul Bert Rahasimanana na Rossy manoloana ny fahatsentsenan’ny lakan-drano rehefa avy orana amin’iny eny Mahamasina iny, indrindra moa, fa ny manodidina ny kianja Barea sy ny Kianjan’ny Kanto izay iandraiketany. Nasehony tamin’ny horonantsary mihitsy moa ny fanazavana ny tokony ho lalan’ny rano rehefa avy orana amin’iny arabe mampisaraka ny Kianjan’ny Kanto sy ny hotely lehibe iray eo am-pita eo iny. Nampangainy ho nanentsina izany lakan-drano izany ity hotely lehibe iray ity. Andrasana ny tohiny.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT