Fahantrana lalina

Fianakaviana iraimanontolo no indray niara-nangalatra


  • Talata 19 Desambra 2023

Olona miisa 9 no voasambatry ny zandary ao amin’ny PA Antehiroka Ambohibao ny

alin’ny 17 desambra noho ny hala-boty sy ny fividianana halatra, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Fianakaviana iray izy ireo, raha ny fanazavana, ka ao ny reniny, ny zanany, dadatoa, dadafara. Manomboka amin’ny salan-taona 15 ka hatramin’ny 49 taona ka misy sasany mangalatra ary ny sasany mivarotra halatra, hoy ihany ny fanazavana. Tranga isan’ny heverina ho mampalahelo indrindra ary tena mariky ny fahantrana lalina eto amin’ny firenena ny tranga toy itony hoe fianakaviana iraimanontolo no indray niara-nangalatra itony.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT