Entana ilaina amin’ny andavanandro

Betsaka ireo mora nefa mahavita izay ho vitany


  • Talata 26 Septambra 2023

Anisan’ny tena manahirana ny tokantrano maro amin’ny ankapobeny ireo entana ilaina amin’ny fiainana

andavanandro indrindra fa ireo fitaovana mandeha amin' ny herinaratra iadiana amin’ny delestazy. Noho ny hasarotan’ny fiainana koa anefa dia ilaina ireo mora vidy nefa mahavita izay ho vitany. Ny eto amintsika dia ao amin ' ny tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary Bazar - be Toamasina, no ahitana izany. Ho fiaraha-mifaly amin' izao fankalazana ny faha-20 taonany izao, dia nahatonga entana maro tsara endrika sy kalitao amin' ny vidiny mirary izy ireo ho fanampiana ny Malagasy. Ao ny friteuses sy four multi - fonction, ny réfrigérateur miroir, ny congélateur (mitazona hatsika na tapaka aza ny herinaratra), ny machine à laver smart wi-fi, » hoy ny tompon ' andraikitra. Ao ny Smart tv sy Tele Led, misy manomboka 32 ka hatramin' ny 85", ny laser Tv 120" (misy antoka 12 volana), ny synthétiseur, ny machine à café à capsule, ny table de mixage, ny panneaux solaires mono sy polychristallins, ny subwoofer, ny televizionina fisaka marika « Toshiba », izay misy manomboka 32 hatramin' ny 75", ny climatiseur,...
Pati
Legende : Maro entana tsara nefa mora ao amin’ny magazay Baolai !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sekertera jeneraly
  • Alakamisy 07 Mey 2026

vaovaon’ny Minisiteran’ny jono

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alakamisy 07 Mey 2026

"Ny fizahantany dia afaka

  • Raharaha ENMG
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Ampiharo ny lalàna ! »

  • Fitrandrahana solika
  • Alakamisy 07 Mey 2026

any amin’ny Plateau Mahafaly

  • ZAZA 5 TAONA
  • Alakamisy 07 Mey 2026

NISY NAMONO TANY MANDRITSARA

  • ANKILILAOKA-RN 9
  • Alakamisy 07 Mey 2026

Sarona ny tambajotra mpitrandraka hazo tsy ara-dalana

Hijery ny tohiny
FTT