Eliace Ralaiarimanana

«Tsy mila satanika mampivarina firenena!»


  • Alarobia 02 Oktobra 2024

Ny fahamarinana no manandratra ny firenena, hoy ny antoko politika Kristianina manao politika.

Mila olona mahitsy sy marina ny malagasy, hoy ny filohan’ny antoko, Eliace Ralaiarimanana. Tsy mila satanika mampivarina an-kady firenena, hoy izy! Asa masina ny fanompoana firenena ka tsy azo larolaroam-paharatsiana. Fotoana izao andinihantsika vahoaka fa noho ny fitantanana tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra no mampahantra ny firenena toy izao, hoy hatrany ity antoko ity.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT