Actualités

Eliace Ralaiarimanana «Lainga sy fanagadrana no herin’izao fitondrana izao»


  • Alatsinainy 12 Jona 2023

Lainga sy fanagadrana no hery tena hananan'izao mpitondra izao, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Izay no tsy mampandroso ny firenena ho entiny satria hanjakazakan’ny faharatsiana ny fitantanany firenena, hoy izy. Lainga marivo tototra no hany foto-tsakafon-tsinain’ny vahoaka malagasy. Ny fanararaotam-pahefana tsy hay refesina, hany ka izao miaina eo anivon'ny fahantrana lalina izao ny vahoaka. Tsy mendrika ny omena fahefana intsony ny mpandainga toy izany. Aleo mifanena amin'ny mpamosavy toy izay mifanena amin'ny mpandainga, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT