Actualités

Eliace Ralaiarimanana «Diniho ny lasa ka ekeo ny fahadisoana»


  • Talata 30 Mey 2023

Diniho ny lasa ka ekeo ny fahadisoana dia manarina no tsara, hoy ny mpanao politika, Eliace Ralaiarimanana.

Tsy ny hafa no hizaka ny vokatry ny atao fa ny tena ihany, hoy izy. Ny tody tsy antsoina fa ny atao no mivaly. Ny ady tsy voninahitra. Ny teny mandratra tsy fandresena. Ny hetraketraka tsy tanjaka. Ny fanambakana tsy hery. Izaho Eliace Ralaiariamanana dia efa natsoina ho any amin'ny tsara ka tsy mety ny talenta sy ny traikefa hananako raha tsy hanasoavana ny vahoaka sy ny firenena, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT