Efa Tahina R angamba no ben'ny tanàna ?

Izay teneniny dia tanterahan'ny kaominina…


  • Alarobia 23 Oktobra 2024

mbola hoentina amin’ny politika mirefarefa hatrany ve sa mba tokony hivoatra amin’izay ?

Nosakanana ny fampiasana « moto pompe » handritrana ny rano eny amin’ny faritra iva toa an’Andranomanalina taorian’ny fidinana ifotony nataon’ny kandida Tahina Razafinjoelina nisian’ny fanombohana ny AMA (Asa Maharitra ho an’Antananarivo) izay ny mponina ihany no nokaramaina hanao ny asa fisokirana sy fanadioavana ny lakan-drano. Tampoka teo, dia nandeha ny fanakanana fa hoe : horaisin’ny kaominina an-tànana, nivoaka ny fampahafantarana an’ireo asa lazaina fa hataon’ny CUA. Angaha lasa manam-bola tampoka indray ny Kaomina ? Ny zava-dehibe sy mahafinaritra aloha, dia maharesy lahatra ny mpitondra hatrany ny zavatra ataon’ity kandidan’ny Antoko Tia Tanindrazana ity, ka toa hikoropahana avy hatrany vao mandray andraikitra ny tenany. Efa niseho io tamin’ilay fikasana hanamboatra ny làlana teny amin’ny Vatobe 67Ha. Asa fifandrifian-javatra ihany koa ve sa finiavana hisalovana, fa dia misy kandida miezaka misosoka sy midina eny Andranomanalina ihany koa izay zava-dehibe ny finiavana raha tena izay tokoa no tanjona fa tsy hiezaka hanaloka ny asa ataon’ny hafa ? Betsaka ireo azo hitondrana fanarenana na ho an’ny Fanjakana sy ny kaominina na ho an’ny kandida raha te hanao saingy moa mba misy mahita ve ohatra ny eo Andravoahangy Rotsirotsy efa roa taona tsy voavaha ny olana ? Ny etsy amin’ny Descours tsy afa-drano simba hatramin'ny arabe, jereny fotsiny. Namontana, lavaka sy rano manoloana ny tsena miteraka fitohanana be efa amam-bolana maro tsy raharahaina,…
Toky R

 

 

 

 

 

Titre mety amin'io
Entrer
Tahiry Tiana

Efa Tahina R angamba no ben'ny tanàna Izay teneniny dia tanterahan'ny kaominina


Ny orinasa tsy manda ny handoa hetra, vonona, fa ny zavatra angatahanay dia ny hoe : ahoana no hahafahana ny orinasa hahafahana mitondra ny anjara birikiny amuin’

Raha mba nekena ny fa ng
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Elia Rabevahiny
  • Alarobia 06 Mey 2026

«Finiavana politika ihany

  • Manomboka mipoitra
  • Alarobia 06 Mey 2026

ireo nisitrika sy nitsoaka

  • Maitre Michel Le Dragon
  • Alarobia 06 Mey 2026

«Mpanavotra no dikan’ny anarana hoe «Mickael»»

  • Natosiky ny vadiny
  • Alarobia 06 Mey 2026

avy amin’ny rihana ambony ?

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Talata 05 Mey 2026

«Mila lalàna afaka manasoa

  • FIARAHA-MIASA
  • Talata 05 Mey 2026

Influenceurs miisa 7 lasa any Rosia

Hijery ny tohiny
FTT