EFA MANAKAIKY NY FETY

Azo hatao tsara ny manolo ny fitaovana ao an-trano nefa tsy lafo


  • Talata 15 Oktobra 2024

Afaka roa volana sisa dia higadona indray ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona.

Efa azo hatao sahady ny miomana amin’izany dieny izao, indrindra fa ny fanoloana ireo karazan’entana sy kojakoja ao an-tokantrano. Ho an’ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao Bazary be Toamasina ohatra dia manavao ny tolotra omeny izy ireo mba hanamaivanana ny fahasahiranan’ny isan-tokantrano.« Ho an ny marika « Jeyoo » manokana , dia misy ny fihenam-bidy samihafa amin’ireo televizionina fisaka misy manomboka 17 hatramin ' ny 98 pouces izay misy antoka 12 volana. Ao koa ny Télé Led 12 volts, misy 19, 22 ary 24 pouces, izay tsy mila miankina intsony amin ny herinatra ny fandefasana azy io fa batterie dia efa mety. Toraka izany ny subwoofers sy micro tsara feo. Mbola maro ny entana vaovao ao amin’izy ireo ankoatra izay izay lohaharana amin’ny kalitao, mibika sady amin ny vidiny mirary. Ao ny Laser tv misy hatramin ny 120 pouces - Smart tv sy télé led hisense sy toshiba misy antoka 12 volana, climatiseur, congélateur ( izay mitazona ny hatsiaka aorinan ny delestazy), ny table de mixage, ny mini chaine, ny panneaux mono sy poly cristalline, synthétiseur, lave - vaisselle, réfrigérateur, machine à café à capsule….
Pati
Legende : Be mpanjifa tahaka izao hatrany ny eo anivon’ny tranom-barotra Baolai !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Elia Rabevahiny
  • Alarobia 06 Mey 2026

«Finiavana politika ihany

  • Manomboka mipoitra
  • Alarobia 06 Mey 2026

ireo nisitrika sy nitsoaka

  • Maitre Michel Le Dragon
  • Alarobia 06 Mey 2026

«Mpanavotra no dikan’ny anarana hoe «Mickael»»

  • Natosiky ny vadiny
  • Alarobia 06 Mey 2026

avy amin’ny rihana ambony ?

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Talata 05 Mey 2026

«Mila lalàna afaka manasoa

  • FIARAHA-MIASA
  • Talata 05 Mey 2026

Influenceurs miisa 7 lasa any Rosia

Hijery ny tohiny
FTT