Actualités

Dr Marie Michelle Sahondrarimalala “Ho taom-pandresena ho an’ny zaza malagasy ity”


  • Talata 21 Febroary 2023

Misaotra ny filohan’ny repoblika, Andry Rajoelina, sy ny praiministra lehiben’ny governemanta, Christian Ntsay, mametraka hatrany ny fahatokisany ahy,

hitantana ny minisiteran'ny fanabeazam-pirenena, ny Dr Marie Michelle Sahondrarimalala. Be ireo efa vita, hoy izy. Maro ireo asa mbola miandry. Vonona hatrany hiatrika sy hanatanteraka ny adidy ankinina amiko aho. Miaraka manarina isika. Miaraka manova ho amin’ny tsara kokoa, ary ho taom-pandresena ho an'ny zaza malagasy ity, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT