Actualités

Dr Jean Louis Robinson Nankasitraka ireo mpianatra mendrika


  • Alatsinainy 26 Desambra 2016

Nahazo fanomezana avy amin'ny Ben'ny tanànan’Ampasikely, Distrika Amparafaravola Dokotera Jean Louis Robinson mivady, ny zoma teo ireo ankizy mpianatra rehetra ao amin'ny kaominina iadidiany

. Voatsinjo manokana tamin'izany ireo telo voalohany isaky ny kilasy, ka samy nahazo ny anjarany avy na ny tamin'ny sekolim-panjakana na ny tamin'ny tsy miankina. Nanambara ingahy Ben'ny tanàna fa efa fanaony ny manome fankasitrahana ny ankizy mba hamparisika azy ireo hilofo tsara kokoa eo amin'ny lafiny fanabeazana. Notolorany lamba fitafy ihany koa ny mponina ao Ambodiafo.

Niry A.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

Hijery ny tohiny
FTT