DORO TANETY TAO ANTSOHIHY

Olona iray namoy ny ainy, trano maro ravan'ny afo


  • Alarobia 24 Septambra 2025

Nitrangana doro tanety tao amin'ny Kaominina

ambanivohitr' Ankerika, distrikan'Antsohihy omaly Talata 23 Septambra. Nihitatra niazo ny tanana izany ka namoizana ain'olona iray sy naharavana trano maro hoy ny vaovao. Nanomboka tamin'ny 12 ora atoandro ny afo avy tamin'ny tanimbary izay nanodidina ny tanàna tao Antafiandakana, ka nihitatra, raha tsiahivina. Niezaka ny nifehy ny afo ireo fokonolona saingy tsy tana izany vokatry ny fitsiokan'ny rivotra ka tafiakatra tany an-tanàna. Olona iray niezaka nanavotra ny fananany moa io maty io. Biby fiompy maro ihany koa no lasibatra tamin'izany. Miantso fanampiana sy tolo-tanana ho an'ireo vahoaka ao aminy ny Ben'ny tanàna voafidy ao Ankerika noho izany hahafahana miatrika izao voina goavana izao.
Pati
Légende : Tahaka izao no fisehon'ilay haintrano !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT