Actualités

Doris Rakoto Samuel “Mba marary ihany ny fo tenenina fa mpisoloky”


  • Alakamisy 02 Martsa 2023

Izaho tsy Malama, hoy ny vadin’ilay mpampaneno lakolosy an-tambazotran-tserasera voafonja ao Antanimora antsoina hoe Mahery Lanto Manandafy, Doris Rakoto Samuel,

fa mba renim-pianakaviana mety ho tohina na “sensible” koa aho indraindray. Mba marary ihany ny fo tenenina fa mpisoloky sy mpandainga, hoy izy. Mba olombelona ihany ny tena ka mahatsiaro voatsindrona indraindray. Ny mba teniko fotsiny, 4515 ny isan'ny gadra ao Antanimora miampy ireo mpandraharahan’ny fonja na “Penitenciers” miisa 200. Vavolombelona 4700 izany no mahita fa mizara vary ho an'ny olona 250 isan'andro izahay ary mbola tsy tapaka. Tsy hoe werawera na fakana sary fa vonjy aina. Efa nanao iray volana izahay vao navoaka ho hitan’ny rehetra ilay izy, hoy hatrany ny vadin’I Malama.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT