Actualités

Dokotera Elie Rasoanaivo Tsy hiandrasana toerana ny fanasoavam-bahoaka


  • Talata 09 Septambra 2014

Solombavam-bahoaka teo aloha tany Ambatondrazaka ny lehilahy. Mahatsiaro manana adidy izy ankehitriny manoloana ireo olana miavosa manjo ny mponina any Alaotra. Ankoatra ny tontolo ny fitsaboana izay hanampiany olona maro dia mirotsaka an-tsehatra izy mikaroka

vahaolana hanampiana ny vahoaka amin’ity resaka delestazy ity. Eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena indray dia mandray anjara mavitrika amin’ny fanampiana ireo tanora miaro ny voninahitry ny faritra Alaotra ny lehilahy. Raha mbola manana ny fahafahana manao asa soa ny tenako, hoy izy dia ataoko hatrany izany ho rehareha sy fitaratry ny taranaka any aoriana. Tsy ny toerana akory no inona fa ny fahaizana manasoa sy mampandroso ny tanàna no tena zava-dehibe, hoy izy. Miantso ny mpanao politika moa ny tenany tsy ho variana amin’ny ady seza fa mba hijery akaiky ny fahasahiranana mahazo ny isan-tokantrano.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT