Actualités

Distrikan’i Manakara Marobe ireo zavatra simba vokatry ny rivo-doza


  • Alarobia 19 Aprily 2023

Marobe ireo zavatra simba vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza tany amin’ny distrikan’i Manakara farany teo. Ankoatra ny fambolena dia foto-drafitrasa maro no lasibatra toy ny sekoly, ny tsena…

Manoloana io tranga io dia mbola tsy tafaverina amin’ny laoniny ny fiainan’ny mponina. Nivoitra izany ny faran’ny herinandro teo nandritra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2023 niarahan’ireo Randriambe sy Ampanjaka tany amin’iny faritra iny. Tonga nanotrona izany Rtoa Sylvia Ranaivojaona, tale jeneralin’ny fikambanana Perfect Madagascar izay nasaina manokana. Tsiahivina moa fa ankoatra ny maha-mpanao politika ity Renim-pianakaviana ity dia tena havanana amin’ny fanaovana asa soa ihany koa ny tenany entina hanampiana ny mpiara-belona. Tia mihaino ireo mitaraina aminy izy no sady manampy raha vantany vao misy ny azony hatao.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT