Actualités

Distrikan’i Fandriana Misokatra amin’ny any Atsimo sy any Vakinankaratra


  • Alakamisy 18 Jona 2020

Noho ny fepetra noraisin’ny fitondrana farany mikasika ny fiadiana amin’ny tsimokaretina covid-19

 

 

dia fantatra fa efa misokatra hoan’ny distrikan’i Fandriana ny lalana mianatsimo rehetra sy ny lalana mianavatra hatreo amin’ny Faritr’i Vakinankaratra. Afaka mifamezivezy malalaka amin’ny alalan’ny zotram-pitaterana mankany amin’ireo faritra voalaza ireo araka izany ny olon-drehetra saingy tsy maintsy manaraka ny fepetra ara-pahasalamana napetraka hatrany.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT