Actualités

Distrikan'i Fanadiana Nisy rambondanitra nahafaty olona


  • Talata 28 Aprily 2020

Nahitana havandra sy rambondanitra nahery vaika tany amin ny distrikan'i Fanadiana,faritra Amoron i Mania ny faran'ny herinandro teo.

 

 

 

Voalaza fa nahafaty zaza iray izy io ary tanimbary maro efa nisy vary saika hojinjaina no nafoy tao anatin'ny indray mipi-maso. Tany an-toerana ihany dia nisy mpiray tampo nifamono ka maty tsy tra-drano ny iray noho ny kapa famaky nahazo azy.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT