Actualités

Diosezy nasionalin’ny Antily Madagasikara Nosokafana ny hetsika fambolen-kazo


  • Alatsinainy 20 Febroary 2023

Tontosa ny sabotsy teo teny amin’ny Marulix Andakana ny fanokafana ny hetsika fambolen-kazo ho an’ny diosezy

nasionalin’ny Antily Madagasikara na skoto Katolika eto Madagasikara izay tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha 100 taona niorenan’izy ireo teto Madagasikara hatrany. Iavahan’ny Antily Madagasikara amin’ny skoto hafa rehetra, hoy ny fanazavana, ny soatoavin’ny vaovao mahafaly. Ny fanabeazana amin’ny maha olona manontolo ara-batana, saina, fanahy, fihetseham-po, fiaraha-monina no iombonana. Lohahevitry ny fankalazana ny faha 100 taona ny hoe “Tsy mahefa na inona na inona ianareo raha tsy izaho!”. I Jesoa Kristy no tiana lazaina eto satria ny fiainan’I Jesoa Kristy koa mila tarafina ao anatin’izay amin’ny fanalavana ny atao hoe “scout” amin’ny hoe “servir, croire, obeir, unir, travailler”, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT