Actualités

Didimpoitra Mety na dia ho an’ny zaza vao teraka aza


  • Sabotsy 05 Jolay 2014

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika, andron-jazalahy, hoy ny sasany. Betsaka ireo ray aman-dreny no sahiran-tsaina amin’ireo zazalahy tsy mbola voafora. Raha araka ny fanazavana nomen’ny dokotera Fidy Bariniaina dia mety foana ny fanaovana .....

hasoavana na dia ho an’ny zaza vao teraka aza. Toraka izany koa ny olon-dehibe, hoy izy saingy ny tombony ho an’ny ankizy dia ny fahamoran’ny fahasitranana ny feriny. Tokana ihany mantsy no tanjona, hoy ity dokotera ity dia ny fanalana ilay hoditra kely manarona ny lohan’ny filahiana na lohatsitsy. Noho ny fivoaran’ny teknolojia anefa dia misy ny fitaovana vaovao amin’izao izay ampiasaina ka nahatonga ilay fomba Amerikanina izay malaza be amin’izao. Io fitaovana io dia natao hanamora ny famorana mba tsy hisian’ny ra very be loatra eo amin’ny zaza. Manafaingana ny fanaovana ny famorana koa izy ary manamaina faingana ny ferin’ny zaza.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT