Actualités

Didim-poitra faobe Voatetin’Ambalambahoaka ny Boriborintany 6


  • Alatsinainy 27 Jolay 2015

Voatetin’ny fikambanana Ambalambahoaka nanatanterahana asa soa didim-poitra faobe ny Boriborintany 6 teto Antananarivo-Renivohitra tamin’izao ririnina izao ka ny tao amin’ny Boriborintany

 

faha-III sy sabotsy teo teny amin’ny CSB II Andravoahangy ny namorana zaza 300 ary teny amin’ny  CSB II Ambohimanarina kosa nahavitana zaza 200. Marihina fa nisy zaza iray nalefa hodidiana eny amin’ny HJRA aorian’ny fandidiana Hernie azy. Nifanampy tamin’Ambalambahoaka tamin’izao hetsika izao ireo fikambananam-behivavy maro avy amin’ny Boriborintany 6 eto Andrenivohitra toa ny Vehivavy liam-pandrosoana (5è) sy (2è), ny vehivavin’ny tsenan’Andravoahangy (3è) ny vehivavy mientana amin’ny fampandrosoana (5è)..

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT