Dibo-drano i Nosy Be

Mikatso ny fampianarana, miakatra ny vidin’entana


  • Alarobia 24 Janoary 2024

10 andro teo izay no tsy afa-nianatra ny mpianatra ao Nosy be Hell ville,

raha ny fampitam-baovaon’ireo mponina ao an-toerana. Takaitran’ny andro ratsy no voalaza fa antony. Tondraka i Nosy be. Mazava ho azy, niakatra avokoa ny vidin’entana eny an-tsena. 1000 Ariary ny vary 1 kapoaka. 800 Ariary ny singany amin’ny voatabia. 1000 Ariary ny singany amin’ny atody, hoy hatrany ny santionan’ny fitarainan’ireo mponina.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT