Demokrasia !!!

Tsy sasatry ny manonofy an’ilay hoe :


  • Alakamisy 23 Mey 2024

miainga avy any ambony ny ohatra aho manoloana ity toetra amam-pihetsiky ny mpitondra.

Nanonofy aho fa efa tapitra talohan’ny 2009 tolona ho an’ny demokrasia, ny ady ho an’ny fahalalahana maneho hevitra, ny tsy fanakatonana haino aman-jery intsony,tsy fisambotsamborana sy fanagadrana noho olona noho ny hevitra tsy mitovy,… Tonga hatrany amin’ny fandrobana, famotehana, fandorana,… anie tamin’ireny nentina namaizana ny mpitondra e ! Indrisy anefa fa ny taloha ihany no miverina, ka asa hoe : rehefa iza no misioka dia voromanga ary rehefa izy dia vorondolo ? Tsy hiteny betsaka aho anio, fa haneho sy hampahatsiahy fotsiny hoe : nofitahinareo hatrany am-piandohana ny Malagasy, nolalaovinareo tamin’ny sarintsarim-pahafana niorina tamin’ny politikan’ny ory hava-manana ka indrisy potika sy rotika ka hanjakazakanareo ny tanàna. Tsarovy anefa fa raha mitohy ny hazo lanin’ny voalavo ny lanitra e !
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT