Actualités

Delestazy miverimberina Tena manimba ny asa sy fitaovan’ny olona


  • Zoma 07 Aogositra 2015

Niverimberina indray ny delestazy eto Antananarivo Renivohitra tato ho ato. Ny hevitry ny olon-tsotra sendra ny Tia Tanindrazana. Coiffure Fyh Anosizato

Izahay aloha tsy mahafantatra izay antony fa izy dia tena misy fiantraikany eo amin’ny asa ataonay. Omaly izao dia mbola vao misasaka ny fanaovam-bolon’ny mpanjifa noraisina teto no nisy ny delesatazy ary naharitra ela vao niverina ka lasa fotsiny tamin’izao ny “client”. Ny fitaovana fanaovam-bolo toy ny “Brushing” koa matetika simba noho ny fiakarana sy fidinan’ny herinaratra rehefa ho avy ny delestazy.

 

 

Jean (Epicerie Good Look)

Tsy afa-nivarotra gilasy fihinana intsony izahay amin’ny nafitsoky ny delestazy noho izy entana mora simba rehefa tsy tomombana ny herinaratra mampihodina an’ireo vata fampangatsiana. Ny fitaovam-pangatsiahana koa misy tsy mahataty ny delestazy lava ka voatery amboarin-dava.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT