COURSE LAKANA TETSY AMIN’NY RANON’IKOPA

Tonga hatrany Maevatanana


  • Alarobia 11 Septambra 2024

Tafiditra anatin’ny fanatanjahantena sady fialam-boly nahafinaritra ny course lakana amin’izao.

Tsy ho an’ireo mponina ao anatin’ny distrikan’Atsimondrano toy ny tao Bemasoandro ihany fa tonga hatrany Maevatanana mihitsy izany niampy ny course moto sy sarety. Teo amoron’ny ranon’Ikopa any an-toerana no nanaovana ny lalao, tao anatin’ilay hetsika Tora-pasika mafana. Nambaran’ny Ben’ny tananan’ny Kaominina ambonivohitr’i Maevatanana fa mety hoavadik’izy ireo Festival mihitsy ity hetsika ity amin’ny taona 2025. Nahavory vatan-dehilahy marobe mantsy izany no sady lalana sy paikady iray hiarovana azy ireo tsy hanaotao foana ihany koa ka anisan’ireny ny fidorohana zava-mahadomelina…
Pati
Legende : Nahavory olona marobe tahaka izao koa ny Course Lakana natao tany Maevatanana !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT