Actualités

“Compteur intelligent » Fitaovana hiadiana amin’ny halatra herinaratra


  • Alakamisy 14 Septambra 2017

Hiala maina amin’izay ireo mpangalatra herinaratra. “Compteur intelligent” miisa 8.500 izao no efa tonga hanoloana ny kaonteran-jiron’ireo tokantrano manana fandaniana mihoatra ny 900 kWh manerana ny Nosy.

 

 Nampahafantarina teny Ambohimanambola, omaly, ny fahatongavan’ireo fitaovana ireo izay marihina fa tsy mila mpiasan’ny Jirama hijery azy isam-bolana intsony fa avy hatrany dia hita any amin’ny foiben’ny Jirama avokoa ny fandaniana natao rehetra, eny fa na dia ho an’ireo mangalatra herinaratra aza. Tanjona amin’ny fametrahana izao “compteur intelligent” izao raha ny fanazavan’Atoa Andriamampionona Heroic, tompon’andraikitra eo anivon’ny orinasa Jirama amin’ny fanaparitahana ny fitaovana, ny hahafahana miady amin’ny halatra herinaratra manerana ny Nosy. Tsy handoavam-bola ny fanoloana ny “compteur” fa maimaimpoana. Hanomboka amin’ity volana septambra ity ny asa ka anisan’ny hojerena voalohany amin’izany ireo faritra tena nahitana halatra herinaratra betsaka indrindra.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT