Actualités

CNTMAD Lasibatry ny diplaoma hosoka


  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014

Raharaha isan’ny mateti-pitranga teny amin’ny fitsarana ny diplaoma hosoka. Miparitaka tokoa izy io tato ho ato. Mafy ny te hahita asa tsaratsara kokoa, ka dia ny fampiasana taratasy

hosoka no heverin’ny sasany fa lalana hahatongavana amin’izany. Lasibatra koa izao ny foibem-pirenena momba ny fampianarana ampitain-davitra (CNTMAD). Mpiasa sy mpianatra no tompon’antoka, fito izy ireo no voarohirohy. Nisy nitondra teny amin’ny Bianco ny raharaha. Nandeha fikarohana sy ny fanadihadiana lalina. Natolotra ny “Chaine pénale anti-corruption” ny zoma lasa teo ny izy fito. Nampidirina am-ponja vonjimaika ny dimy tamin’izy ireo rehefa nivoaka ny didy savaranonando.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT